Hampiditra eritreritra vaovao
Eritreritra nandalo

mpisotrtoaka 30/01/2015 05:30
@Chouchou3: Tena mahafatifaty kely ve le zanakao ? Marina kanjo fa tena mahafinaritra ny zaza e ! Mirary soa

source 29/01/2015 14:36
@tatamilay: une superbe femme qui ne veut pas qu'on l'a prenne pour une conne.

Strong3 29/01/2015 07:54
Haiko kay hoe nahoana ny lehibe no tsy maheno ny madinika
Hay izy ireny ka nahazo fahendrena ka tsy te hivena
Ny Voromahery hono eh, tsy mihinana moka
Ny tetika hamaly faty hono eh, tsy an'i mahery
Hatsipy hoanao hoe ity hafatra ity
Hatsipy hoanao izay tsy misy hoza-tsandry
Hatsipy hoa... Tohiny