Hampiditra eritreritra vaovao

Hampiditra eritreritra mandalo

Eritreritra nandalo

mpilaza444 23/01/2015 11:20
Lalàna mifehy ny fanambadiana: tokony hisy eto amintsika ny divorce par consentement mutuel
pierrol 23/01/2015 08:56
@amarante: miandry anw ary aho, tsy de miditra matetika ato aho fa @fb pexot rakoto aho miditra matetika
andriamalala11 22/01/2015 14:43
@Andriamalala11: raha faniriko zao a,dia manana namana sipa,saingy indrisy fa tsisy mandray ahy izy ireo. fa ahona e?
Strong3 19/01/2015 08:40
Dia tsy azo andosirana tokoa angaha iry fahafatesana; fa na dia izay manavotr'aina aza mbola ataony sambobelona ...
Soa ny gasy fa mino ny Lahatra ka mety hionona ihany ny fo; eo koa ny firaisankina mampiavaka sy mahatalanjo.
Soa aho fa Gasy !!!
Steff974 17/01/2015 10:37
Cherche rencontre femme malgache entre 28 et 40 ans
Leo17nard 13/01/2015 13:35
slt daholo ny mpikambana rhtr eto @serasera!mba mila toro hevitr @nareo zah e!zan hoe misy sipa ten tiako be zay,nef iz mihavon_be @ko.inona no tokony ataok?
Je-Suis-Charlie 13/01/2015 10:06
sarintava no tiako atao fa tsy nampiditra sary, tsy nety
njrtkr 13/01/2015 05:23
@ravaka13: misaotra fa voaray ny hafatra ravaka dia samy hotahian'ny tompo isika rehetra . Maniry ny fifaneraserana matetika. De misaotra.
mpilaza444 12/01/2015 10:23
Mahatsapa aho fa miha sahy manao ireny ny fitafiana manify loatra ireny ny tovovavy. Tsy mahatakon-kenatra fa mampitombo ny fitsiriritan'ny lehilahy...sa mpivaro-tena ny ankamaroany?
Voalohany  < 109 110 111 112 113 114 115 116 117 118 119 120 121 122 123 124 125 126 127 128 129 130 131 132 133 134 135 136 137 138 139 140 141 142 143 144 145 146 147 148 149 >  Farany
mg