Hampiditra eritreritra vaovao

Hampiditra eritreritra mandalo

Eritreritra nandalo

Strong3 09/01/2015 09:05
@NirinaWH: bandy be izy izany :p
Strong3 09/01/2015 08:24
raha samy hanao izany daholo moa ny olombelona rehetra!!?
endrika01 07/01/2015 08:07





arabaina tratry ny taona 2015 doly tsika rehetra o!!!!
uelle 07/01/2015 06:55
mba te hanana namana tena namana.
Maningana 06/01/2015 12:10
DIA MAHAFINARITRA FA MBOLA AFAKA MIFAMPITAFA ATO INDRAY ISIKA REHETRA AMIN'IZAO TAONA VAOVAO 2015 IZAO E, MIRARY NY SOA SY TSARA HATRANY ho an'ny tsirairay avy !
iavysoa 06/01/2015 04:03

@helen: misaotra tamin ny fanndraosanao ahy ho namana
Vitasoa ny krismasy sy ny taona vaovao. M
lrary soa e!
iavysoa 06/01/2015 03:55
@hery: miala tsiny fa zao vao mamaly,tany ambanivohitta zay ela izay
Voalohany  < 110 111 112 113 114 115 116 117 118 119 120 121 122 123 124 125 126 127 128 129 130 131 132 133 134 135 136 137 138 139 140 141 142 143 144 145 146 147 148 149 150 >  Farany
mg