Hampiditra eritreritra vaovao

Hampiditra eritreritra mandalo

Eritreritra nandalo

Ralay 04/01/2015 10:46
Miarahaba antsika rehetra ato @ Namana serasera.org tratry ny taona vaovao 2015. Dia ho tonga @zay irina daholo isika rehetra.
Mazotoa daholo
Ralay
ravaka13 31/12/2014 13:13
Hisa_muila: miarahab anw d sam otratr n rapits tsik an!maztu amze atw!t
ahin Tompo enwz Hisa!hoy ah! Tompo hitahy anao amze reetra atw! Tandremo manw vok b amin fety e!bjrnee daol..
njrtkr 30/12/2014 16:30
@Tsikisariaka: Mpanoratra ianao ka mba tehifanoratra aminao aho.
Omeko anao ny mailako: njrtkr-at-yhahoo.ca
Mba valio aho raha tsyh hanahirana anao.
Misaotra mialoha
jinandri 30/12/2014 07:38
D 'efa mirary sahady fahombiazana feno ho antsika rehetra @ io taona vaovao 2015 io !
hery 30/12/2014 07:24
Mirary soa sy fanambinana ho antsika rehetra amin'ny Taona vaovao 2015 io e
tolojanaharyfano 26/12/2014 17:22
tena vetivety dia ho tapitra ny taona .
helen 25/12/2014 16:36
Tratry ny Krismasy daholo o!
njrtkr 24/12/2014 21:25
@Diary-ko: te-hinamana aminao aho fa lavitra loatra ianao
mariejoseph 24/12/2014 11:30
zay ry reto no mahafinaritra amin'ilay be namana misera, afaka mirary soa ho ny rehetra e, dia manao fety sambatra ho antsika rehetra
moustik2014 24/12/2014 09:07
Mirary krismasy sambatra ho antsika rehetra!
Voalohany  < 111 112 113 114 115 116 117 118 119 120 121 122 123 124 125 126 127 128 129 130 131 132 133 134 135 136 137 138 139 140 141 142 143 144 145 146 147 148 149 150 151 >  Farany
mg