Hampiditra eritreritra vaovao

Hampiditra eritreritra mandalo

Eritreritra nandalo

hajarisoa 24/12/2014 07:35
@Cherrychocolatte:hello!! what a beautiful girl!!!!!tu me plais bcp ma belle!!
Mattio13 23/12/2014 11:17
Mirary antsika rehetra TRATRY NY KRISMASY 2014 ary indrindra ny TAONA VAOVAO 2015, hitondra fahombiazana ary fahasalamana ho antsika mianakavy
kakalahy 21/12/2014 20:41
@nelina: Bjr Nelina! Mbola mitady namana sa efa nahita izay tadiavina? Ela aho tsy niditra teto @ty takelaka ity fa izao manomboka indray dia miala tsiny raha izao vao manontany e!
Tsy tadidiko ihany koa raha efa nanoratra ho anao aho na tsia hatreto dia aleo manoratra indroa toy izay tsy manoratr... Tohiny
Amiko 21/12/2014 15:12
Manofy ve aho raha milaza hoe: TIAKO ianao ? kanefa ianao dia : sady tsy fantatro no tsy hitako , ary tsy fantatro ihany koa na misy ianao , na tsia ! fa ny fantatro dia izao : TIAKO ianao ! saingy hoy aho hoe : mandrampahoviana nefa no Hitiavako anao ia... Tohiny
Amiko 21/12/2014 14:59
Hifarana sahady ity ny taona:2014 , ary hiampita indray @ taona :2015 ! mbo nametraka vina ihany za fa anambady mpahalanin ny ity taona 2014 ity ! saingy to lasa tsy tampankevitra zany indray za , tsy haiko indray raha ho tafa indray hatramin ny faran ny taona... Tohiny
fitiadala 20/12/2014 07:46
@Wikki: slt. afaka mahazo num? ity ny ahy 0337273388
tany 19/12/2014 11:30
@julita: raha mahatoky ahy ianao dia antsoy aho amin'ny 0338689853
Toby
Mattio13 19/12/2014 11:04
Mahafinaritra ny manana NAMANA
missuh 19/12/2014 06:12
@jinandri:
manahoana dho d mb izarao vao2 reto a
Voalohany  < 112 113 114 115 116 117 118 119 120 121 122 123 124 125 126 127 128 129 130 131 132 133 134 135 136 137 138 139 140 141 142 143 144 145 146 147 148 149 150 151 152 >  Farany
mg