Hampiditra eritreritra vaovao

Hampiditra eritreritra mandalo

Eritreritra nandalo

boop 15/12/2014 10:13
séjour Italie: mba mitady toro-hevitra resaka hébergement mora fa mba te hitsangatsangana any Italie e! Misaotra mialoha!
Mnts 12/12/2014 18:43
@MiantefaFitia: Faly miarahaba an'i miantefafitia, sad mba te ho namanao iany koa!
Mnts 12/12/2014 17:07
slt!! inona no antony mahatonga ny olona malaina mivavaka?
manantsoa_26 12/12/2014 07:58
@chantrire: elaela tsy hita eeeh bonjour
bricekely 11/12/2014 09:49
Miarahaba? mbl vao2eee
jinandri 11/12/2014 08:40
Voizindray n oe mira lenta @ zao eo @ lahy s n vavy ! d efa ten zany tko ngamb f''efa manombok ts d mahagaga ntsony @ zao n vehivavy mikoty lehilahy !
endrika01 09/12/2014 08:05
ZAh reto malahelo be anareo namako retra ato a! :D:D:D
R.A.H.L 08/12/2014 19:51
mitady 205 3 porte izay mba mahit oo
R.A.H.L 08/12/2014 19:51
mitady 205 3 porte izay mba mahit oo
anakanosyvazaha 08/12/2014 19:43
Oatrn fb malagasy ity. Milay ka!
Voalohany  < 114 115 116 117 118 119 120 121 122 123 124 125 126 127 128 129 130 131 132 133 134 135 136 137 138 139 140 141 142 143 144 145 146 147 148 149 150 151 152 153 154 >  Farany
mg