Hampiditra eritreritra vaovao

Hampiditra eritreritra mandalo

Eritreritra nandalo

hafahafa 01/12/2014 10:47
marina mitsy le lay voalazany Paoly fa dia ny zavatra tsy tiko oatao daolo no lasa nataoko.hi3
mariejoseph 01/12/2014 08:49
ny a fahanginana no tadiaviko fa toa rotoroto lava ny fiainana, iza no mba afaka manome a izany e?
betroand 29/11/2014 11:13
@Elois: Slt! Aleo manontanitany foana hono rehefa tsy mahafantatra ka mba inona kay ny dikan'ilay hoe ahitsio ny oranao fa tsy azoko azafady e. Izao mantsy aho vao mba nanao an'ity. Misaotra e
R.A.H.L 27/11/2014 11:18
za zan mba te anana olo tiana manana fitiavana ay ary tsy mamitaka fa mifankaty mandrakizay afaka hifanampi @ tena fa tsy hoeta mavezatra mba manana foa malala tiana mba raovina ary zany
Annie11 27/11/2014 07:56
@lezakely: ity aho ry lezakely a
Voalohany  < 116 117 118 119 120 121 122 123 124 125 126 127 128 129 130 131 132 133 134 135 136 137 138 139 140 141 142 143 144 145 146 147 148 149 150 151 152 153 154 155 156 >  Farany
mg