Hampiditra eritreritra vaovao

Hampiditra eritreritra mandalo

Eritreritra nandalo

takal8 14/11/2014 07:42
@AndoAndo: mr6 ki nandrai ho namana a,de maniri ni ifamptafa matetk amndri e
AFOBE 13/11/2014 11:33
strkfanomezantsoa-at-gmail.com
andriaina 11/11/2014 18:54
miarahaba antsika rehetra mbo apianaro oe inona kay no tena atao ato fa vaovao be ny tenanay misaotra
Brunahr 11/11/2014 11:09
Tena tara be ny orana izany tamin'ito!
Annie11 11/11/2014 05:11
@AinaNirinaPoeta: asio poety kely ary alo e...
nisakaiza 10/11/2014 18:19
@belakely: Misaotra namaly e!
Dia mba azo preciser-na ve ilay "hafa mihitsy" e!?
takal8 10/11/2014 07:13
kilalao keli: inona ary no anaran'ny sezan'ny mpivarotra anana?
Voalohany  < 118 119 120 121 122 123 124 125 126 127 128 129 130 131 132 133 134 135 136 137 138 139 140 141 142 143 144 145 146 147 148 149 150 151 152 153 154 155 156 157 158 >  Farany
mg