Hampiditra eritreritra vaovao
Eritreritra nandalo

belakely 07/11/2014 01:14
@lezakely: fa ahoana tsara ny fandehan'ialy hoe namana manokana fa tsy haiko e?
@lezakely: fa ahoana tsara ny fandehan'ialy hoe namana manokana fa tsy haiko e?

aina.marie 06/11/2014 10:53
@AinaNirinaPoeta: saika hadinoko e! saika nitovy ny anaratsika e : AINA NIRINA - AINA MARIE
hahahaha!!!!!!!!!!!!!!!! fa za tsy mba poety e!
@AinaNirinaPoeta: saika hadinoko e! saika nitovy ny anaratsika e : AINA NIRINA - AINA MARIE
hahahaha!!!!!!!!!!!!!!!! fa za tsy mba poety e!

aina.marie 06/11/2014 10:46
@AinaNirinaPoeta: Bonjour AinaNirina, tsara be ny tononkalo e! Tena mahay ianao an !
Roviana ndray ny manaraka e ?
@AinaNirinaPoeta: Bonjour AinaNirina, tsara be ny tononkalo e! Tena mahay ianao an !
Roviana ndray ny manaraka e ?

Nofy2 04/11/2014 11:52
Saino ihany
Mba nosaininao ve ny fijaliany
Fa ianao olon-tiany no indro mivadika ?
Azonao an-tsainy ve ny fahoriany
Fa ilay nantenainy no tonga namadika ?
Ny fitiavanareo nitondrany am-bavaka
Ny ho avinareo novetsovetsony
Norarinao mba hilatsaka an-davaka
Izany no setrin’ilay tao am-pony
Natao... Tohiny
Saino ihany
Mba nosaininao ve ny fijaliany
Fa ianao olon-tiany no indro mivadika ?
Azonao an-tsainy ve ny fahoriany
Fa ilay nantenainy no tonga namadika ?
Ny fitiavanareo nitondrany am-bavaka
Ny ho avinareo novetsovetsony
Norarinao mba hilatsaka an-davaka
Izany no setrin’ilay tao am-pony
Natao... Tohiny

pixxs 02/11/2014 09:59
Slt daholy! Sao mba efa henonareo fa misy mivarotra tany mora aty tamatave de 3million lot 10x20 zany TANY GASY zany no anarany ka asa na azo antoka fa efa nanao tao tananarivo Ony zareo no nakaty tamatav zao