Hampiditra eritreritra vaovao
Eritreritra nandalo

lhomme 07/05/2018 06:24
bonjour,
voaraiko ilay hafatrao @ ilay hoe (chat) nefa manokatra aho tsy misokatra ilay izy fa erreur ka izay no tsy azoko ry naomy aa misaotra t@ ilay torohevitra bonne journée lhomme

lhomme 04/05/2018 08:59
bjr, natacha009 vonona aho hiresaka aminao raha tianao lhomme no anarako ato @ sera dia mirary tontolo andro sambatra ho anao

lhomme 02/05/2018 07:52
bonjour,
faly mandray anao aho ry natacha009 lhomme no anarako @ ity sera ity hitako ny zavatra tadiavinao ka raha sitrakao vonona aho ny hitafa aminao merci!

NBI 01/05/2018 14:51
noho ny fihainana tena sarotra ve,sa nohony omby,miharitra,dia ,misy mampihinana ny tsy fihinana!!

NBI 30/04/2018 13:26
@tinah izy ilay olona tsita hatramin'izao,izay mbola notadiavina.izay maheno ny vaovao momba azy,mba hampandre. :