Hampiditra eritreritra vaovao

Hampiditra eritreritra mandalo

Eritreritra nandalo

nine14 29/10/2014 14:04
@amant: Salama, misaotra @ fahatsoranao, ary miala tsiny raha izao vao namaly fa tsy teto an_toerana noho ny asa aman_draharaha, aleo aloha eto no mifanoratra fa rehefa mifankahalala tsara isika dia mifanome numero sa ahoana hoy ianao? Koa mirary fahasalamana sy fahombiazana ho anao ary dia ho samy... Tohiny
rabouta 28/10/2014 10:18
Tsara tarehy i Mimhie
roy 24/10/2014 20:30
@nioavy: Eny , za koa mitady ,manga ny lanitra , mba valioretsy a,na dia ho namana aza
roy 24/10/2014 20:26
@tanh: Ntsss tena mahavarihana, raozy kely maha te ho tia,gasy ka manja, biz
roy 24/10/2014 19:35
@verotiana: salut, inona vao2, mandinika anaho aho, dia manoratra mba ho namanaho, mandrapiahona
seul110 24/10/2014 18:31
Misy vondrona ve ato miresaka mahakasika ny tontolon'ny fiarakodia fotsiny?
Voalohany  < 122 123 124 125 126 127 128 129 130 131 132 133 134 135 136 137 138 139 140 141 142 143 144 145 146 147 148 149 150 151 152 153 154 155 156 157 158 159 160 161 162 >  Farany
mg