Hampiditra eritreritra vaovao
Eritreritra nandalo

tsimbina 21/10/2014 08:46
tsy ny fanaratsianao ny hafa no hahatsara anao fa ny fahatsaranao no hampisongadina anao

Blake 19/10/2014 05:28
:: QUAND JE PARTIRAIS :: Rehefa lasa aho
Raha vao lasa aho, aza asiana tomany
Raha vao lasa aho, aza asiana alahelo
Avelao andeha za, fa tonga ny lera
Avelao za hody e, eo Ankavanan'i JAH e!!!
................................................................................

radanz 12/10/2014 18:42
Mahavariana ihany ity delestage ity rey olona an! efa lasa manerana ny nosy izy ity. Aiza raFanja no tsy mandray ny andraikiny mandrotsaka ny volan'ny jiro sy rano e? Ny vahoaka ihany dia ny vahoaka hatrany no mihinan'ny tadiny miaritra ny mafy fa raFanja migalabona sy manana jiro sy rano foana. Ind... Tohiny