Hampiditra eritreritra vaovao

Hampiditra eritreritra mandalo

Eritreritra nandalo

NyArhou 22/09/2014 03:22
Efa natokako ho anao Efa natolotro ho anao Ny ho androko sisa mba hiadananao.... F'ianao 'lay tokako no hany mameno ny fo Eny ho mandrakizay tokoa Niady isan'andro aho tam'izany Iandrasako ity fotoana mamy Indreto eto isika 'fanaiky ho doria Fa sarotra ho antsika roa Ny ho tonga eto, iza no hanampo?... Tohiny
NyArhou 22/09/2014 01:53
MOFONAINA: 22/09/14 "ANIO ANIE NY FAMONJENA IZAY AVY AMIN'I JESOSY KRISTY TOMPO " { MATIO: 25.31.41.46 } Ary ho tonga ny zanak'olona amin'ny voninahiny , arhin'anjely rehetra, dia hipetraka eo amin'ny seza fiandrianan'ny voninahiny izy , ary ny firenena rehetra hangonina eo anatrehany dia hanavaka a... Tohiny
titieric2014 21/09/2014 11:29
@TitiEric2014: Dernier jour sous le soleil de Tamatave
phantom 20/09/2014 13:49
salama daolo e. misy eritreritra mandalo t@nay mpifankatia maro .nahoana raha mikarakara soiré libertine .de ho ita eo ny tohiny .efa misy couple 3 zahay no efa partant de asa raha misy vonona any atao @ toerana iray tena discret tanteraka
sandv 19/09/2014 07:45
Ny fahita lavitra TNT dia sady mandoa vola no las tsy mandeha intsony fa foanana ny Tele misy amin'izao fotoana izao;.tena ratsy be.
takal8 19/09/2014 07:21
slt daol an.aon ti zma manifik ti e
andrii2014 17/09/2014 11:40
Salama aby, misy chat v ato dia ahoana no fanaovana azy?
hery70 16/09/2014 06:23
Aona ity fahitalavitra TNT ity e? handoavam-bola ve?
Voalohany  < 126 127 128 129 130 131 132 133 134 135 136 137 138 139 140 141 142 143 144 145 146 147 148 149 150 151 152 153 154 155 156 157 158 159 160 161 162 163 164 165 166 >  Farany
mg