Hampiditra eritreritra vaovao

Hampiditra eritreritra mandalo

Eritreritra nandalo

hery70 15/09/2014 07:23
Rehefa mba sites amin'ny teny Malagasy ry namana dia mba manorata amin'ny teny Malagasy. Fanamarihana ihany e!!!
hery70 15/09/2014 06:37
iza no mahalala sites anaovana asa freelance?
pingguo 14/09/2014 08:42
miarahaba ny namana rehetra eto @serasera za r'reto mitady asa a temps partielle de 8 à midi d ra sendra mb maita nareo d mb contacteo reto za sur mp d misaotra mialoha o
Andriamalala11 14/09/2014 05:11
Tokony mba hasina resaka asa ko ato raha mba azo atao fa mafinaritra be
andreasr 11/09/2014 11:43
@Mateyous:
slt, quoi de neuf? Tu fais quoi dans la vie? T'as quel âge?
cynthiia 11/09/2014 10:36
te hiasa ankoatrin'ny efa ataoko andavanandro zà zany!
Njava 09/09/2014 12:40
Tsy vitam-po honena, tsy vitan-dranomaso ... kanefa na izany mampalahelo ny zava-misy eto Madagasikara, mampalahelo ny vahoaka ilay tsy mandray vola beeeee!!!
elo002 09/09/2014 06:51
Ny fitiavana no tsara indrindra, tsara kokoa ny roa noho ny iray;
Voalohany  < 127 128 129 130 131 132 133 134 135 136 137 138 139 140 141 142 143 144 145 146 147 148 149 150 151 152 153 154 155 156 157 158 159 160 161 162 163 164 165 166 167 >  Farany
mg