Hampiditra eritreritra vaovao

Hampiditra eritreritra mandalo

Eritreritra nandalo

cynthiia 11/09/2014 10:36
te hiasa ankoatrin'ny efa ataoko andavanandro zà zany!
Njava 09/09/2014 12:40
Tsy vitam-po honena, tsy vitan-dranomaso ... kanefa na izany mampalahelo ny zava-misy eto Madagasikara, mampalahelo ny vahoaka ilay tsy mandray vola beeeee!!!
elo002 09/09/2014 06:51
Ny fitiavana no tsara indrindra, tsara kokoa ny roa noho ny iray;
do68 08/09/2014 10:35
@Ra-sam: Izy dia olombelona, malagasy monina eto amin'izao tontolo izao misy ny olombelona...
ravomichou 08/09/2014 08:42
C'est la photo que je choisie sur cette page
BRIOCHE 08/09/2014 03:59
Na firy na firy teny fikasan'Andriamanitra dia ao aminy ny ENY ary amin'ny alalany koa ny Amen
nelina 07/09/2014 14:03
@dd: manahôana dd!! inn vaovao?
Voalohany  < 128 129 130 131 132 133 134 135 136 137 138 139 140 141 142 143 144 145 146 147 148 149 150 151 152 153 154 155 156 157 158 159 160 161 162 163 164 165 166 167 168 >  Farany
mg