Hampiditra eritreritra vaovao

Hampiditra eritreritra mandalo

Eritreritra nandalo

ryhaj 27/08/2014 11:38
Te hatory fa mafana be ny andro sady mbola voan'ny sery koa
salo 25/08/2014 12:35
@Imbolatiana:
fa aona no ts mety mitse
Asuge 24/08/2014 13:45
ARARAOTY NY ANDRO ANAOVATSOA FA RATSY IZAO FIAINANA IZAO?efa akaiki ny farany,efa miseho ny fiandohany,
Asuge 24/08/2014 13:44
APIANAO AHO TOMPO HANAO NY SITRAKAO?TEFEO NY FOKO HO ANAO JESO A?IZANY NO IRIKO ?
Asuge 24/08/2014 13:42
efa lasa ny zavatra taoloha,indro tonga vaovao ireo,izay niala t@ tompo ka miverina Aminy de ho raisiny indray,mety efa tena hoy ianao hoe tsy ho raisiny itsony ianao ka tsy sahy anatona azy ka mivary lavo vao maika milomano ao anaty fahotana,ra lavo d miarena fa fitaky satana ny fanamelohatena ,efa... Tohiny
miarana 23/08/2014 07:49
« Ry rahalahiko, ataovy ho fifaliana avokoa, raha iharan'ny fakam-panahy samy hafa ianareo, satria fantatrareo fa ny fizahan-toetra ny finoanareo dia mahatonga faharetana. » (Jakoba 1:2-3)
sweetboy 22/08/2014 06:12
@sweetbeast91: Izaho sweetboy indry sweetbeast ok
kingalah 15/08/2014 17:34
bn swr dhl o,mstr nampiditr itak f ten mlay atomique,saing n fampiasan az no ts aik!afak mampianatr ay v nareo!
tsarabe 13/08/2014 16:01
@anthoniobarit: Manahoana i Mamy . Elaela zay an ! de tsy milaza vaovao mihisty nareo
zany an . Mba mahatsiaro aky a !
zay fa bisoux amin maraka ko kia !!
Voalohany  < 131 132 133 134 135 136 137 138 139 140 141 142 143 144 145 146 147 148 149 150 151 152 153 154 155 156 157 158 159 160 161 162 163 164 165 166 167 168 169 170 171 >  Farany
mg