Hampiditra eritreritra vaovao
Eritreritra nandalo

salema 12/08/2014 14:04
ny fiadanan izy KRISTY no homeny anao ary ny FANAHY MASINA no hampianatra anao minoa dia hanampy anao izy ho lohany ianao fa tsy ho rambony!!

salema 12/08/2014 13:50
Ary ny Safidy dia manomboka ao amin' ny fisainana ! « Ravanay ny fisainan'olombelona mbamin'ny fihevitra avo rehetra ( raisonements contraires à la volonté de Dieu) , izay mitsangana hanohitra ny fahalalana an'Andriamanitra; ary baboinay hanaiky ny Kristy ny hevitra rehetra. » Kor II-10 :5 ...Di... Tohiny

@leea: Ary ny Safidy dia manomboka ao amin' ny fisainana ! « Ravanay ny fisainan'olombelona mbamin'ny fihevitra avo rehetra ( raisonements contraires à la volonté de Dieu) , izay mitsangana hanohitra ny fahalalana an'Andriamanitra; ary baboinay hanaiky ny Kristy ny hevitra rehetra. » Kor II-10 ... Tohiny

salema 12/08/2014 13:48
@leea: Azonao omanina tsara ny fahombiazanao rahampitso amin'ny alalan'ny androany. Safidy ny fiainana ary ny vokatry ny safidinao androany no mamaritra ny vokatra hojinjainao rahampitso.

tsitohainafiderana 11/08/2014 06:40
Masina ianao! Manamarina anao lay Teny ao aminao no sady mahay ny fahamarinana rehetra. Mahaiza mandefitra, mahaiza mamoaka ialy Teny marina, mahaiza mitandrina ny lalan'i Ray, mahaiza maneho fa fanilon'ny Ray ianao. Mila avoaka amin'ny Teny Mamy sady Teny mahafaly izany. Courage foana fa tsara ny T... Tohiny