Hampiditra eritreritra vaovao

Hampiditra eritreritra mandalo

Eritreritra nandalo

Asuge 28/07/2014 18:57
Andriamanitro fatatrao n fanirianay tsirairay ato @serasera.akinin aminao n fkasasn.ze mangat @sitraponao.Ianao toko Tompo mapipsak n fasoavanao@tsarra fanahy sy ny ratsy fanahy
takal8 28/07/2014 07:57
@fanaina: slt mb te o namandr ki a
Asuge 26/07/2014 20:57
ny tena sakaiza dia tia @andro rhtra
sanie 26/07/2014 13:42
tsyia fa misy ny eritreritra mandalo d miserana!
Imbolatiana 26/07/2014 05:56
Matory maraina daholo ve isika ato e! tsy mahagaga fa week-end ny andro.
nenify 24/07/2014 17:38
@aina.marie: iza kay ianao fa za mba te hanana namana hifampizarana ( alahelo, hafaliana;....)toy ireny mpiravavy ireny e! efa manambady ve sa tsia ;mba valio raha mety e!
nalitia 24/07/2014 15:53
@aina.marie:
mba tia hifankafatatra aminao raha sitrakao !
nalitia
Asuge 24/07/2014 14:13
matoky anao ilay TOMPO SY ANDRIAMANITRO aho ka mialoka aminao tsy manana ahiahy
Asuge 24/07/2014 08:44
ny zavatra rhtra azo atao fa tsy ny ary mahasoa avokoa
maniry4 23/07/2014 18:48
Mahereza mivavaka amin'Andriamanitra ry zanakovavy fa tsy hanenina ianao satria ilay tsitoha no miaraka aminao , Alaviro ny naman-dratsy fa manimba ny fitondran-tenanao amin'ny tsara , ary aza mahafoy ny fiaraha-mivavaka fa ao no hanovozanao hery avy amin'Andriamanitra , izay an , Aleloia Amen !
Voalohany  < 135 136 137 138 139 140 141 142 143 144 145 146 147 148 149 150 151 152 153 154 155 156 157 158 159 160 161 162 163 164 165 166 167 168 169 170 171 172 173 174 175 >  Farany
mg