Hampiditra eritreritra vaovao

Hampiditra eritreritra mandalo

Eritreritra nandalo

Asuge 22/07/2014 13:02
misaora @ zavatra rhtra fa izany no sitraponanANDRIAMANITRA ao @ KRISTY JESOA
Asuge 21/07/2014 16:05
miorena tsara aza miova fa ho avy faingana ny TOMPO
Asuge 21/07/2014 16:01
araraoty ny andro azo anaovantso a,fa miaratsy izao fiainana izao,
Asuge 21/07/2014 15:58
tandremo ny fonao mihotra ny zavatra rhtra fa avy ao no iaviny aina,
Asuge 21/07/2014 15:57
izay any KRISTY JESOA dia efa nanombo ny nofony mbaminy filany teo @ hazo fijalina
Asuge 21/07/2014 15:56
tsy izay manao amiko tompoko,tompoko no hiditra @ fanjakany lanitra fa izay manao ny sitrapony raiko izay any andanitra
Asuge 21/07/2014 15:55
araraoty ny andro azo anaovantso a,fa miaratsy izao fiainana izao,
nine14 21/07/2014 13:20
Zavona tahaka ny inonba no tianao hambara?
nine14 21/07/2014 13:14
Faly ny hifanerasera aminao !!!!!
Voalohany  < 136 137 138 139 140 141 142 143 144 145 146 147 148 149 150 151 152 153 154 155 156 157 158 159 160 161 162 163 164 165 166 167 168 169 170 171 172 173 174 175 176 >  Farany
mg