Hampiditra eritreritra vaovao
Eritreritra nandalo

Imbolatiana 07/07/2014 10:07
Mbola mitady namana bdb ah hifanoratra amiko na lahy na vavy tsy mifidy, manorata fa valiako e!
Misaotra mialoha o!

mariejoseph 05/07/2014 17:30
rehefa tia dia mitiava hatramin'ny farany, aza mitia imolotra fa aoreno ao am-po

gabriella81 05/07/2014 13:42
@milanah: bonjour enao,maniry hanana olon-tiana toa ano iany koa aho e,dia misaotra mialoha amin'ny famalianao ity soratro ity