Hampiditra eritreritra vaovao

Hampiditra eritreritra mandalo

Eritreritra nandalo

Akajn12 20/02/2018 08:39
@shamqm91 : misaotra namana eee
Akajn12 20/02/2018 08:39
@ainania19 : misaotra namana ee
ard7 17/02/2018 17:00
Iza na Aiza misy Malagasy te hody na Manomana ny hody any M/car ?
tityrina 10/02/2018 08:33
« Ny ondriko mihaino ny feoko, ary Izaho mahalala azy, ary izy manaraka Ahy,»
Jaona 10:27
tsiafoiko 09/02/2018 08:40
@zaewer : mankasitraka oh!!!!!!!
frijolito 08/02/2018 07:42
Cover telephone pleure amin'ny teny gasy sady mba somary mampivanitika: https://www.youtube.com/watch?v=43GJTXgcxfQ
ikalamako 07/02/2018 20:38
Saika hataoko blaogy ity nefa zavatra fohy tiako tehirizina fotsiny. Hay moa misy "eritreritra mandalo" ato.
Tiako raketina ato fotsiny ilay nofiko nahalasa saina ahy tamin'ny alatsinainy alina. Fanindroany izay aho nanonofy toa izao, hoe nazava be tamiko ny endrik'ilay olona, ny fitsikiny, ny mason... Tohiny
tantanana 01/02/2018 13:17
Any ianao izay e !
 < 1 2 3 4 5 6 7 8 9 10 11 12 13 14 15 16 17 18 19 20 21 22 23 24 25 26 27 28 29 30 31 32 33 34 35 36 37 38 39 40 >  Farany
mg