Hampiditra eritreritra vaovao
Eritreritra nandalo

diasa 28/05/2018 07:05
Miarahaba ny reny rehetra nahatratra ny andro fankalazana ny fetin'ny reny omaly,de mnba hateza amin' ny fanaovana ny adidy amin'ny maha RENY.

tjn992 14/05/2018 15:01
Faly aho fa malagasy ... Tiako ny taniko sy ny olona ao, tiako fa kanto ... tsy toy ny any an-kafa