Hampiditra eritreritra vaovao

Hampiditra eritreritra mandalo

Eritreritra nandalo

Letitan 31/10/2017 06:20
" Androany ianao mahatsiaro lavo, rahampitso ianao hamiratra hanakatra avo "
Letitan 31/10/2017 06:13
" Ny fitaintainana sedra ihany, fa ny fikirizana no tena hery "
ILIMIMJIVISDI 30/10/2017 10:24
DITRAN'NY FAHATSIAROVANA
Maratra ny foko kanefa
Tsy maintsy voatsabon'ny ela
Ny onjam-pitia niantefa
Ny aretiko sisa tavela...
Ny masoko kotsan-tomany
Ny saiko toa sasatra foana
Mandinika lava ny tany
Ny fitiavako kay mba misaona...
Dinidinika an'habaka irony...
Be tsiaro ka mahita faisana
Ry volana... Tohiny
gasigasi 28/10/2017 12:06
Mila namana eo ihany fa , manana olana itadiavana vahany koa, ka izay mba manana soso-kevitra dia tena ilaiko fa alefaso azafady indrindra.
Manana Permis de Conduire azo tao Tamatave t@ 2001aho
Tonga teto France ny 2002
Araka ny lalàna, dia tsy maintsy apetraka any @Préfecture ao anatin'ny 6mois f... Tohiny
Tokinao 26/10/2017 17:36
Salama daholo ô.

Aiza eto Tanà ange no misy mivarotra valizy misy kodiarana, amin'ilay tena mafy sy mateza azafady? (Toa misy mahatanty itsahin'ny fiara manko izy ireny, raha ny hitako tamin'ny fahitalavitra. Ka asa ... efa misy an'ireny ve eto? )


Misaotra e.
victa 26/10/2017 12:06
mba jereo ny fampianarana aty Ivandrika-farafa fa tena mifidifidy karazana vao ampidirina mampianatra raha tsy antefasy dia tsy tafiditra fa na dia hanatsara ny vokatra BEPC
naritsimba 26/10/2017 09:46
Miarahaba e, dia miala tsiny fa izoa vao tafiditra ato. Dia faly mandray anao ho namana. :
tancia79 20/10/2017 12:18
mila namana fa tena manirery,mijaly ka mila soso-kevitra avy @ nareo.misaotra mialoha
Voalohany  < 5 6 7 8 9 10 11 12 13 14 15 16 17 18 19 20 21 22 23 24 25 26 27 28 29 30 31 32 33 34 35 36 37 38 39 40 41 42 43 44 45 >  Farany
mg