Hampiditra eritreritra vaovao
Eritreritra nandalo

theo13 16/11/2017 19:14
isik olombelona nateraka hitaky ny "rariny" ary voajanahary ao anatintsika izany.Ny olana kel anef dia izao:"tsy haintsika ny mampihatra ny rariny".

handrinantsoa 16/11/2017 12:40
TE HAMPIDITRA TONONKIRA IZAHO NEFA TSY FANTATRO AIZA NO MAMPIDIRANA AZY AZAFADY MBA VALIO RAHA SITRAKAO

jack837 08/11/2017 04:59
Eh! famaninona no nofafana daholo ny photo de profil nareo namako reo e!.
Zay ve tonga eto ndray dia zao no hita ato toa hotran'ny mampalahelo be zany an! Fa misy inona e?