Hampiditra eritreritra vaovao

Hampiditra eritreritra mandalo

Eritreritra nandalo

dragostea2016 19/09/2017 13:34
izaho mitady namana vehivavy manambady ho ataoko namana fa kosa 43ans et plus
mhyre 19/09/2017 12:27
miverena ao amin'ilay andriamanitra fa efa miharatsy izao fiainana izao.Izy irery ihany no afaka hanampy amin'izay olana mianjady amintsika.
sambatra izay manana azy ho Tompo sy mpamonjy eo amin'ny fianany
Tokyivoara 19/09/2017 04:20
@TOKYIVOARA : manasa anao hitsidika
dragostea2016 11/09/2017 12:11
izaho mitady vady ohatranao koa tena metyamiko ianao :
Ratsikiniaina 09/09/2017 17:05
Salama, azafady, mba te hampiditra ny tononkaloko ao amin'ny vetso.serasera.org aho dia tsy afaka satria tsy misy anarako ao @ mpanoratra. Mba misy afaka manampy ve azadu?
Voalohany  < 15 16 17 18 19 20 21 22 23 24 25 26 27 28 29 30 31 32 33 34 35 36 37 38 39 40 41 42 43 44 45 46 47 48 49 50 51 52 53 54 55 >  Farany
mg