Hampiditra eritreritra vaovao
Eritreritra nandalo

Cathybelle 05/10/2017 23:33
Ny tena Mpinamana dia ny mifanohana, mifampahery,... indrindra @ fotoana sarotra.

Gasymilanamana 01/10/2017 10:32
Manahoana daholo,
Mitady gasy lahy matotra aho ho namana mety ho vady ihany koa raha mifanaraka tsara