Hampiditra eritreritra vaovao

Hampiditra eritreritra mandalo

Eritreritra nandalo

Mimhie 04/01/2017 09:18
Miarahaba antsika namana rehetra ato tratry ny Taona e! ho taona feno fifaliana sy fahombiazana ary fifankatiavana
tendrecoeur 03/01/2017 15:04
milana namana o. zah ange tsy miavona e.biz
tendrecoeur 03/01/2017 14:54
coucou tratry ny taona reto an . biz
Myrd 01/01/2017 16:06
ARAHABAINA ISIKA REHETRA TRATRY NY TAONA VAOVAO 2017.
diasa 01/01/2017 09:29
Faly miarahaba antsika malagasy rehetra nahatratra ny taona vaovao, enga anie hitondra fahombiazana ho antsika ty taona ity.mirary fety sambatra
ravatorano 31/12/2016 22:23
Faly miarahaba antsika rehetra nahatratra ity taona 2017 ity enga anie hitondra fahasalamana fahasoavana fitsimbinana ho antsika ity taona ity tsiky d ampy e
ravatorano 31/12/2016 22:22
Faly miarahaba antsika rehetra tratry NY Taona 2017 enga anie hahita fahasrehetra oavana fahombiazana fitsimbinana isika amity faona vaovao vao mitsdika ity ! tsikt d ampy a
shoupie 27/12/2016 14:40
bnjour dahol eh.ariva sahad adro eh!
rija13 27/12/2016 05:32
hiresaka fotsiny
mahaymiaramonina 26/12/2016 09:46
Miarahaba damah, afaka miantso za ianao , Izaho gasy tsy manana fianakaviana aty France na dia hikorakorana entél de efa tsara...
Voalohany  < 23 24 25 26 27 28 29 30 31 32 33 34 35 36 37 38 39 40 41 42 43 44 45 46 47 48 49 50 51 52 53 54 55 56 57 58 59 60 61 62 63 >  Farany
mg