Hampiditra eritreritra vaovao
Eritreritra nandalo

Peta_keli1 10/02/2017 14:12
mba mitady hotely na chambre eto @ ville aho ry zareo na toerana tsy dia lavitra loatra, bungalow no tena tiako raha misy , sao misy afaka mi-propose? MERCI

Mahatokytsara 09/02/2017 12:25
Hamangy an i Dubai za 10 andro. Malalaka aho ny 3 andro. Mila namana .

Zafaly 05/02/2017 17:47
Salama tompoko ô, lahy 21 taona aho, mitady asa mba mety mifanaraka amin'ny fianarana eny @ anjery manontolo(ilay ora iasana no resaako eto) fa za tsy mifidy asa, mipetraka eto toamasina. 033 62 894 72 /0325695904 ny laharako misaotra mialoha tompoko.