Hampiditra eritreritra vaovao
Eritreritra nandalo

raline 08/03/2017 17:24
nisy rambondanitra tany @ kaominina iray aty vatomandry omaly tolakandro, trano eo ho eo @ 13tafo eo simba tamin'izany ary vhv iray naiditra hopitaly voatsindrin'ny hazo

Peta_keli1 10/02/2017 14:12
mba mitady hotely na chambre eto @ ville aho ry zareo na toerana tsy dia lavitra loatra, bungalow no tena tiako raha misy , sao misy afaka mi-propose? MERCI

Mahatokytsara 09/02/2017 12:25
Hamangy an i Dubai za 10 andro. Malalaka aho ny 3 andro. Mila namana .