Hampiditra eritreritra vaovao

Hampiditra eritreritra mandalo

Eritreritra nandalo

mpitsabo 15/06/2016 14:58
@mboulah : manao ahoana ô, mba mila namana hiresahana @ teny gasy ah !
mpitsabo 15/06/2016 11:57
@ericah : Bonjour Ericah, je suis Eric médecin de Moselle, je cherche une amie aussi, mety aminao ve?
mpitsabo 15/06/2016 11:51
@hanjaris : manao ahoana i Hanja ô
elaela zah zay tsy teto, afaka manohy resaka indray raha mbola ao foana enao an !
mpitsabo 15/06/2016 11:46
@sonia : faly mandray anao ho namana koa ary aloha zaha e
mpitsabo 15/06/2016 11:45
@Louiseani : manao ahoana e ! tonga soa
mpitsabo 15/06/2016 11:42
Mba mila namana mipetraka eto Frantsa raha misy e !
sonia 14/06/2016 20:16
Raha tianao ny ho namako, tsy mba manda fihavanana ao fa ny hany hangatahiko aminao mba halaviro re ny fanavahana NJILA
Fanhaiky 14/06/2016 13:44
Sambasamba indray androany, dia mirary soa ho anareo rehetra eh!
Am-pitiavana be foana
Voalohany  < 43 44 45 46 47 48 49 50 51 52 53 54 55 56 57 58 59 60 61 62 63 64 65 66 67 68 69 70 71 72 73 74 75 76 77 78 79 80 81 82 83 >  Farany
mg