Hampiditra eritreritra vaovao
Eritreritra nandalo

Russelle 17/08/2016 07:35
Mitady lehilahy 39 hatramin'ny 45 taona. matotra, tsotra, tsy manambady,miasa. Vonona ny hanorina tokantrano.

Sueirina 16/08/2016 20:12
Ary tsy misy olona mintsy ato
Dia ts azoko mintsy ko fitadiavana namana ato

rajomihajatiana 09/08/2016 16:50
@Rajomihajatiana : Arahaba ho an'ny tapaka sy namana
ty teny ty no solom-pifandraisan-tanana
ka misaora an'ilay zanaharyfa mbola afaka miaina
ary mivavaha ho an'ireo mbola miady aman'aina

Onja.H 07/08/2016 10:08
Salama dhl, inona r zareo n met ampiasanan n ravintsara (izy mbola raviny a!)? fa aty @nay nisy namboly d mvarotra un iz zao, sao tokon ividy ah ra mis azo ampiasana azy