Hampiditra eritreritra vaovao
Eritreritra nandalo

frabesoa 25/07/2016 08:43
Salut daolo, sao de mbamisy mahafanatra oe inona kay zany Mena-bato, dia atao inona, inona no ilaina azy?

Mandresy2016 22/07/2016 15:06
Mbola lavitry ny fandrosoana aty aminay, mba misy solosaina kely sy finday kely android ampiasaiko ifandraisana sy anasoavana ny hafa. Indraindray sendra olana amin'ny fampiasana ireo fitaovana ireo. Mety ho efa ao amin'ny forum ny vahaolana, raha tsy ao moa dia anjarako ny manontany.