Hampiditra eritreritra vaovao
Eritreritra nandalo

rajomihajatiana 09/08/2016 16:50
@Rajomihajatiana : Arahaba ho an'ny tapaka sy namana
ty teny ty no solom-pifandraisan-tanana
ka misaora an'ilay zanaharyfa mbola afaka miaina
ary mivavaha ho an'ireo mbola miady aman'aina

Onja.H 07/08/2016 10:08
Salama dhl, inona r zareo n met ampiasanan n ravintsara (izy mbola raviny a!)? fa aty @nay nisy namboly d mvarotra un iz zao, sao tokon ividy ah ra mis azo ampiasana azy