Hampiditra eritreritra vaovao

Hampiditra eritreritra mandalo

Eritreritra nandalo

aderas 10/05/2016 12:57
raha fantatro dia lazaiko anao
Rah-Nantenaina 08/05/2016 13:08
salama daholo ve narw.Misy fanontaniana kely.Inona kay no atao hoe:"tena fitiavana".Misaotra hoan'izay mamaly.
Eugene_557 08/05/2016 04:25
Miasa lavitry an MDG mba Mila mifanerasera an-tsoratra na Sary @ Mpiray tanindrazana n aiza na aiza, hifampizara vaovao
Gie3 07/05/2016 20:29
Bsr, ahoana kay ny mampiditra sary ra phone no ampiasaina azafady? Merci d'avance
maniryj7 07/05/2016 14:25
Hitahy anao anie Jehovah Andriamanitra , ka mahereza mivavaka aminy fa tena tia anao Izy ( Jaona. 3:16 ).
soa.tiana 06/05/2016 08:52
allo allo !!!!!!!!!!!!!
fitsangatsanganana e
ho an'zay connect├ęs e @zao fotoana zao e

soa.tiana 04/05/2016 07:24
Complet njay e!!!!!!!!!!!!!!!!!!
tsifamamy 03/05/2016 19:39
fa n'aiza2 misy anao
n'inona2 atao
de tsarov hatrany
f misy any ho any
fo iray
mitempo ho anao.
Voalohany  < 49 50 51 52 53 54 55 56 57 58 59 60 61 62 63 64 65 66 67 68 69 70 71 72 73 74 75 76 77 78 79 80 81 82 83 84 85 86 87 88 89 >  Farany
mg