Hampiditra eritreritra vaovao
Eritreritra nandalo

sonia 14/06/2016 20:16
Raha tianao ny ho namako, tsy mba manda fihavanana ao fa ny hany hangatahiko aminao mba halaviro re ny fanavahana NJILA

Fanhaiky 14/06/2016 13:44
Sambasamba indray androany, dia mirary soa ho anareo rehetra eh!
Am-pitiavana be foana

blaspcihany 11/06/2016 20:38
Herinandro lasa izay no andro natokana ho an'ny tontolo iainana. Raha tsy nisy izao tontolo iainana izao dia inona no zavatra nety hisy?

radoratsimba 06/06/2016 11:07
tsy azoko hoe rehefa inona dia ny sariko no miseo d rehefa inona dia tsy misy sary, misy afaka manazava ve?