Hampiditra eritreritra vaovao
Eritreritra nandalo

zogd 24/06/2016 12:20
mampandinika ireo sedra maro mianjady ny olona eny anivon'ny hopitalimbahoaka eny maro ireo mitandahatra madeha mividy aina mandany vola tsy toko tsy forohana mangataka maintsika mba hanopy minitra iray ho azy ireny indrindra ireo sahirana ara-pivelomana Ny Tompo anie hitahy sy hiaro azy ireny