Hampiditra eritreritra vaovao
Eritreritra nandalo

chantrire 21/06/2016 19:15
Miarahaba ny namana rehetra. Tandremo ry reto miresaka amin olona tsy fantatrareo eny an dalambe eny fa dia mpisoloky ilay olona miteny hoe " azafady anie madama mba resahana kely e". Tena marobe ny olona no efa voan izy ireny. Aoka mba samy ho mailo fa ny ratsy tsy misy tandroka.