Hampiditra eritreritra vaovao

Hampiditra eritreritra mandalo

Eritreritra nandalo

soadomoina 15/04/2016 18:47
bsr.fa aiza ianao zany e? dago sa france ? efa niresaka isika.mbaomeo vaovoa e.bye :
sahia 15/04/2016 13:34
@ramavoutiana : FA TOA MIAVONAVONA BE IANAO REF MBA IFAMPIRESAHANA ATO eh, ts maninn nge ref miten fotsin oe tsy te hiresak intson eh, toa nifampiresaka ihany teo dia aveo nangina tampoka ary nony farany las atsy nanao veloma akory, fa nisy inona re eh

i-tie 14/04/2016 10:17
otran tapaka ve ity anikeo ? very any mants ilay namako izay !
herilanto336 13/04/2016 01:03
mandeha tsara ve ny serasera e
harenadanny 12/04/2016 08:58
AONA ITY POLITIKA ETO AMITSIKA ITY?
huguesofm 07/04/2016 06:18
Miarahaba antsika rehetra!!!
Voalohany  < 53 54 55 56 57 58 59 60 61 62 63 64 65 66 67 68 69 70 71 72 73 74 75 76 77 78 79 80 81 82 83 84 85 86 87 88 89 90 91 92 93 >  Farany
mg