Hampiditra eritreritra vaovao
Eritreritra nandalo

blaspcihany 11/06/2016 20:38
Herinandro lasa izay no andro natokana ho an'ny tontolo iainana. Raha tsy nisy izao tontolo iainana izao dia inona no zavatra nety hisy?

radoratsimba 06/06/2016 11:07
tsy azoko hoe rehefa inona dia ny sariko no miseo d rehefa inona dia tsy misy sary, misy afaka manazava ve?

Tahiry2 03/06/2016 12:02
Rahoviana aho vao hahita ilay silam-panahiko?Raha afaka 1taona hoatran'ny tsy ho andriko.