Hampiditra eritreritra vaovao

Hampiditra eritreritra mandalo

Eritreritra nandalo

steef 19/03/2016 08:36
Zarao ny eritrerirao sendra mandalo... mba te hanana namana maro be
glaelle 18/03/2016 10:02
Faly a hifampizara aminareo fa te hanana namana hifampizarana ny rehetra aho.
i-tie 18/03/2016 06:26
Zoma mahafinaritra ! Fa maninona tokoa ary raha zoma foana ny andro amin'izay mba mahafinaritra foana ! Nefa angaha dia tsy mahafinaritra ny andro hafa ? Ry zareo protestanta izao miteny hoe : Alahady andro tsara ! Dia inona ary no marina e ? Aleo miasa fa tsy ity no iasana saina sao lasa saina amin... Tohiny
AndrjAngelo 17/03/2016 13:53
Mitady asa tompoko azafady hoan'izay misy ,ary omeo sosokevitra valio
Rafanomezantsoaa 17/03/2016 08:26
"Ny fahasambarana dia filaminana tsisy mpanelingelina"
Rafanomezantsoaa 17/03/2016 08:23
"Ny fahendrena dia miatomboka @fahagagana" mb izaraw kel we!
1406 16/03/2016 11:30
"Tsy Mis Mana Ny Ampy Fa Sambatra Izay Mifanampy"
tm 15/03/2016 08:11
In your daily task, be resolute, fear no one and trust in God
Voalohany  < 55 56 57 58 59 60 61 62 63 64 65 66 67 68 69 70 71 72 73 74 75 76 77 78 79 80 81 82 83 84 85 86 87 88 89 90 91 92 93 94 95 >  Farany
mg