Hampiditra eritreritra vaovao

Hampiditra eritreritra mandalo

Eritreritra nandalo

ydah 18/05/2010 10:42
les meilleures choses de la vie ne sont sien sans amis
Salo 18/05/2010 10:09
@pishoukelie: slt
meraba anao faly maita ny sarinao
ra sitrakao d afaka mifanerasera sika
miandry valina avy ànao ra sitrakao
bolydah 18/05/2010 10:09
@tikonytaniko: à oui!! mci!! ctè vraimnt "un ertrertr nandalo"...mè en koi est il joli.
milay75 18/05/2010 09:56
@soabel92: Bonjour, Te-hifanarasera ka manoratra
Milay
maryline 18/05/2010 09:55
hihhi varina mihitsy aho hihih tsy ampoizin' ilay olona mihitsy hoe mipoitra eto daholo le sms @ ..... ho an' ny namana hinihihh ka raha tsy ahazo kil i ranadahy fa toa niseho aby ny rehetra koa hihih
milay75 18/05/2010 09:48
@latina: mandalo toamasina foana aho rehefa miasa. Fa tsy dia mahafantatra namana.
Te-hifanerasera aminao mba mifanakalo hevitra
Milay
milay75 18/05/2010 09:47
@Tsyahy: Mahafinaritra ahy ny hifanerasera aminao. Marina toa fa ny fifanakajozana tsy azo raha tsy mifanerasera sy miresaka.
mandram paha
Milay
milay75 18/05/2010 09:44
@akairas: mba mitady namana
milay
milay75 18/05/2010 09:37
@nomenjara: mahafinaritra ahy izany teninao izany. Rehefa ny fiainana no raisina ohatr'izany dia manja.
Manatena ny hifanerasera aminao
Sady ho avy ady Dago kely aho amin'ny herinandro
Milay
Voalohany  < 734 735 736 737 738 739 740 741 742 743 744 745 746 747 748 749 750 751 752 753 754 755 756 757 758 759 760 761 762 763 764 765 766 767 768 769 770 771 772 773 774 >  Farany
mg