Hampiditra eritreritra vaovao
Eritreritra nandalo

milay75 18/05/2010 09:27
@Bisah: mahafinaritra ahy ny solonanaranao dia manoratra. Mitady fifandraisana amin'ny malagasy aho. izaho koa somary sarokenetra fa tsy miavona
A plus
Milay

milay75 18/05/2010 09:25
@petaka20: Manahoana ianao. mitady namana aho ka raha tianao afaka ny mifampiresaka isika sy mifanakalo hevitra. Vao tonga eto Mada koa aho mantsy dia mbola mitady izay tokony ho atao. Nefa raha tsy misy olona hifampiresahana dia very.
Mandry ny valiteninao
Namana Milay

tikonytaniko 18/05/2010 08:36
maafinaritra ny fiaianana rehefa feno tsikitsiky lalandava,koa aza kivy ninona miseho eo @ fiainana,bisou

ionosaoly 17/05/2010 23:42
Indray andro any aho,ho tonga olom-baovao...hanome voninkazo ANAO...Saoly niova fò.