Hampiditra eritreritra vaovao
Eritreritra nandalo

hery 17/05/2010 17:23
Ny tantara dia mbola mitohy
Aza matahotra, mihainoa fotsiny ihany. Amin'ny alarobia no fotoana. Manomboka am herinandro ambony dia ho hita ao amin'ny archives ihany koa.
Ny tantara dia mbola mitohy


toukyh 17/05/2010 16:13
@lints87:
slt Liantsoa, ary andao hifanaresasera eeeeee!!! rah sitrakao an
Toky
@lints87:
slt Liantsoa, ary andao hifanaresasera eeeeee!!! rah sitrakao an
Toky

ydah 17/05/2010 14:30
@tagg38: tag....c'est un surnom qui m rappelle trop d chs!!!g t'ai jms vu,jt jms connu mais j crw k t un typ bien!
@tagg38: tag....c'est un surnom qui m rappelle trop d chs!!!g t'ai jms vu,jt jms connu mais j crw k t un typ bien!

voaniofuchs 17/05/2010 10:43
@tenaizy:
Zavatra manaitra ahy kely dia ny firenena hitoeranao : Afghanistan ?
@tenaizy:
Zavatra manaitra ahy kely dia ny firenena hitoeranao : Afghanistan ?

diamondra27 17/05/2010 03:57
@melody: dia faly miarahaba anao tratry ny fety , enga anie ka ho lava andro iainana sy ho salama lalandava ary hahazo izay irina am fiainana
namana tsy mahafoy anao. Kiss mamy
Diamondra kely
@melody: dia faly miarahaba anao tratry ny fety , enga anie ka ho lava andro iainana sy ho salama lalandava ary hahazo izay irina am fiainana
namana tsy mahafoy anao. Kiss mamy
Diamondra kely
