Hampiditra eritreritra vaovao
Eritreritra nandalo

nmrkyo 14/05/2010 07:04
@rinja: faly ,maahafantatra anao tompoko,hafaliana ho ahy ny mifanerasera @nao ra sitrakao ,misaotra indrindra

raozigasy 13/05/2010 23:31
sabotsy mafana, tsy misy voatana, hijanona an-trano, fa andao hiala hamohamo ...
ny vera hifandona, amin'ny 5 jona, any Neuilly-sur-Marne, ny revy no itarina ...
tongava maro, fa ao no hifangaro , ny fy sy ny tsara, tandremo sao tara ...
ireo Dj milay, no hampirevy indray, hampisy ny ambiansa, de bo... Tohiny

raozigasy 13/05/2010 23:29
Sabotsy mafana ny asabotsy 05 jona 2010. jereo ny dokam-barotra eeeeeeeee

bien09 13/05/2010 20:12
@arhyan: mba te hifanoratra aminao za raha mety mailko bandrianjatovo-at-yahoo.fr

Celest1 13/05/2010 18:44
@lucia: Manao ahoana ianao mahafinaritra ny mijery ny haingam-panahy ary tohizo fa tsara ok!