Hampiditra eritreritra vaovao

Hampiditra eritreritra mandalo

Eritreritra nandalo

Celest1 13/05/2010 18:44
@lucia: Manao ahoana ianao mahafinaritra ny mijery ny haingam-panahy ary tohizo fa tsara ok!
gascara 13/05/2010 11:52
@RaMay: akor e tena tamana nareo any a; mba ilazao vao2 ian e ; ts ilatsaka ho fidiana filo hon rajoela fa mijanona ho tetezamita fotsin eok de mampamangy any am namana rehetra an
taxman 13/05/2010 11:36
fa aon kos no oe atoseo ho fat y aon §
adamiumrha 13/05/2010 09:42
salut mirana85 ! kay ve samy eto paris ihany e! vao2 sy maresaka ary e! mba asio na andefaso sary moa e! @zay mba mifankahalala bebe kokoa! de manantena valiny mahafampo! biz
hery 13/05/2010 07:55
@arialy: Hay anniversaire-ndry androany joyeux annif dia mirary soa hatrany. Dia misaotra amin'ny fandraisana anjara eto amin'ny serasera e.
nomade974 13/05/2010 07:12
Madagascar pays aux milles merveille qui aurais du être le pays far de l'ocean indien messieurs les hommes politique pensez à votre peuples qui souffre et attende de vrais changement sur tout les plants santé,retraite,structuration des villes,votre sol et riche c un sol malgache qui doit profiter... Tohiny
babaxos 13/05/2010 02:27
@nyhsina: afaka mifampiresaka ve isika sy ianao. mail to mamytix at yahoo.fr
babaxos 13/05/2010 02:20
@bora: Bonjour bora, mba omeo ahy ny andr mail-nao azfd. Merci Naina
hery 12/05/2010 23:11
Mahagaga fa ny eto Italie indray no miasa rahampitso tsss. Ny ascension ny anay amin'ny alahady izao.
Voalohany  < 739 740 741 742 743 744 745 746 747 748 749 750 751 752 753 754 755 756 757 758 759 760 761 762 763 764 765 766 767 768 769 770 771 772 773 774 775 776 777 778 779 >  Farany
mg