Hampiditra eritreritra vaovao

Hampiditra eritreritra mandalo

Eritreritra nandalo

hery 12/05/2010 22:26
Mi-re-encoder ny fichier tantara. Maharitra adin'ny roa eo. Dia avy eo andramana henoina any amin'ny telo maraina any. Any mantsy tsy misy mpihaino firy ny radio.
narnia123 12/05/2010 21:22
@MitovyB: st!! milay kely le gidro kely a!! kambana zahay ntene marina e
fahamarinana 12/05/2010 20:36
Tena mba malahelo kosa aho na izany aza e !
hery 12/05/2010 20:25
Tsy tafa ilay tantara fa tena corrompu le fichier e. Niezaka nanamboatra tao ny teknisianana roa be zao fa e e e. Andraso fa hamboarina dia tonga dia apetraka ho azon'ny rehetra henoina ao amin'ny archives.
Celest1 12/05/2010 19:57
@Bafota: Aiza ary nareo zany
bien09 12/05/2010 19:50
@Mirana85: ty ny solonanarako mba te hifanoratra aminao raha misy fotoana ianao bian09 misaotra mialoha
Celest1 12/05/2010 19:40
@louli: Manao ahoana ianao zaho dia miasa @ sambo passage MSC saingy tsy mandalo aty nefa maniry mba ahita aty @nareo ka mba ho entoam-bavaka
babaxos 12/05/2010 19:36
@malla2: mitovy toetra isika sy enao ary saly eto Majunga, afaka minamana tsara
babaxos 12/05/2010 19:29
@princess: afaka mifampiresaka ve isika
Celest1 12/05/2010 19:27
Tena tsara aloha ny zavatra ataonao saingy isakiny mandeha aty dago ianao dia ny tenako anaty sambo foana misaotra ny fitsidihana ny Malagasy
Voalohany  < 740 741 742 743 744 745 746 747 748 749 750 751 752 753 754 755 756 757 758 759 760 761 762 763 764 765 766 767 768 769 770 771 772 773 774 775 776 777 778 779 780 >  Farany
mg