Hampiditra eritreritra vaovao

Hampiditra eritreritra mandalo

Eritreritra nandalo

volaniavo 03/03/2016 13:34
Izaho: Mieritreritra aho hoe: Raha ny lehiben'ny faritra ve no manao lozam-pifamoivoizana in-droa sahady tao anatin'ny fotoana nahalany azy dia azy ny fahadisoana, ahoana no hevitrareo ?gadraina ve?
soa.tiana 02/03/2016 11:28
hahahahahaha!!!!!!!!!!!!!!
damah 02/03/2016 08:07
@zanive : b msotra fa voaray e
i-tie 01/03/2016 07:00
Ny tonga tsy miarahaba, hono, mety sahirana ve ?
Ny lasa tsy nanao veloma mantsy efa tena dodona.
maximilio 29/02/2016 10:18
@janistania : Coucou janistania; cava? ^^
maximilio 29/02/2016 10:14
@nirella : oui et toi nirella, tena efa ela izy zany annnn!!!
Voalohany  < 57 58 59 60 61 62 63 64 65 66 67 68 69 70 71 72 73 74 75 76 77 78 79 80 81 82 83 84 85 86 87 88 89 90 91 92 93 94 95 96 97 >  Farany
mg