Hampiditra eritreritra vaovao

Hampiditra eritreritra mandalo

Eritreritra nandalo

hery 12/05/2010 19:15
Alim-pody androany, ny orana mivatravatra, ny bus ilay misy rihana... soa fa mbola hahatratra tantara. Mila henoina tsra ny tapany faharoa fa tamin'ny heriny nisangojy dia tsy nazava loatra.
hery 12/05/2010 16:12
Araka ny nolazaina tamin'ny heriny izany dia averina manontolo androany ilay tantara Rado Ilay Fitiavako fahiny. Androany alarobia manomboka amin'ny 9 ora sy sasany, ora Parisy. Tapany voalohany sy faharoa.
louli 12/05/2010 15:33
@kolesy: manahoana misaotra betsaka anao nifidy ahy de mba mangataka fifandraisana misimy aminao raha azo atao mba valio azafady de mirary soa sy fahasalamana ho anao ny gasy rehetra eto tel aviv veloma!
zoukimi 11/05/2010 18:20
@vivian55: Precious, want to know you more
lezo 11/05/2010 16:52
@lalainaM: salut lalaina, fa aiza aty no misy anao zaay aty langres 52200 0631761511 na 0954247293 ra afaka mifandray @ telefona!
mandrampanoratra ary na mpiresaka raha afaka miantso enao!
diamondra27 11/05/2010 13:57
maninona raha atao oredre alphabetique le tahirintsary sa kandra be ny manao an zany? Merci Diams27
andrybe 11/05/2010 11:41
@Herry: za zany mahazo mit na miresaka aminao
FANTARO97 11/05/2010 11:15
fenoy tsikitsiky ny fiaianana fa io no mahasalama de mirary soa antsika rehetra!
ra_hery 11/05/2010 09:16
Somary mjaly ihany ny olona raha toa ka vao miditra am'ity serasera ity an!
hery 11/05/2010 06:54
@antsolia: Hay ve tena ato marina e loll. Noheveriko fa ao amin'ny karajia fotsiny.
Voalohany  < 741 742 743 744 745 746 747 748 749 750 751 752 753 754 755 756 757 758 759 760 761 762 763 764 765 766 767 768 769 770 771 772 773 774 775 776 777 778 779 780 781 >  Farany
mg