Hampiditra eritreritra vaovao

Hampiditra eritreritra mandalo

Eritreritra nandalo

tsibeny611 07/05/2010 11:48
@maria12: salut! faly mahalala anao
hery 07/05/2010 11:25
@kalamialy: Gravy le avatar fa laingalainga an, misy dikany manokana?
hery 07/05/2010 10:22
Ok, Izay vao mandeha ilay loadbalancing ao amin'ny radiovazogasy. Tokony mandeha malakilaky kokoa ny site amin'izao
noromarisoa 07/05/2010 09:36
@saori: aiza no misy an'ilay hg?
noromarisoa 07/05/2010 09:35
@ramgoolam: ka efa nahjta vady ianao sa tsia?
fahamarinana 07/05/2010 06:58
Bon Anniversaire Ikalamako,ilay namako mahafinaritra be !Ilay nangalariko anarana vao tsy ela izzay ! Mirary ny soa sy ny tsara ary ny lafatra hatrany ho andry akia !Mahafinaritra ilay finamana fa amin'ilay oui sy amin'ny ara-dalana ary indrindra amin'ilay tena tadiaviko sy iriko ! Bizoroka mamy be ... Tohiny
gasyjean 06/05/2010 21:03
"Ny iriako dia ny mba hanirianao ny faniriako"
hery 05/05/2010 20:32
Grrr nifamadika ny fichiers nalefan'ikala sa izaho no nampifamadika azy???
hery 05/05/2010 18:46
Raha hihaino ilay tantara amin'ny RadioVazoGasy dia jereo ny site http://radiovazogasy.com dia jereo ilay hoe "Ecouter en live"
Mendrikaja 05/05/2010 14:37
Miarahaba ny namana rehetra, mirary ny fifadraisana hitodra fahatsarana ho antsika rehatra.
Voalohany  < 749 750 751 752 753 754 755 756 757 758 759 760 761 762 763 764 765 766 767 768 769 770 771 772 773 774 775 776 777 778 779 780 781 782 783 784 785 786 787 788 789 >  Farany
mg