Hampiditra eritreritra vaovao
Eritreritra nandalo

soadomoina 15/04/2016 18:47
bsr.fa aiza ianao zany e? dago sa france ? efa niresaka isika.mbaomeo vaovoa e.bye :

sahia 15/04/2016 13:34
@ramavoutiana : FA TOA MIAVONAVONA BE IANAO REF MBA IFAMPIRESAHANA ATO eh, ts maninn nge ref miten fotsin oe tsy te hiresak intson eh, toa nifampiresaka ihany teo dia aveo nangina tampoka ary nony farany las atsy nanao veloma akory, fa nisy inona re eh